Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Oktobra, 2020
Ao Bolivia, mihaika ny fetin'ny fahaleovantenan'i Bolivia ny vahoaka tompotany Aymara
"Tsy nidika fanafahana ho anay Aymara ny fahaleovantenan'ireo firenena ireo. Ho anay, fiovàna "tompo" ihany ilay izy, avy amin'ny fihoaram-pahefan'ny espaniola mankany amin'ny fihoaram-pahefan'ny taranany."