Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Mey, 2020
Mifanohitra amin'ny siansa ny finoan'ity mpanjaka ity ny raokandro ho fanefitry ny COVID-19
Mihevitra ity mpanjaka Nizeriana ity fa afaka manasitrana COVID-19 ny raokandro. Saingy mety mamitaka sy mampidi-doza vahoaka ny fanaovana filazana tsy voaporofo amin'ny alalan'ny Twitter ahitana mpanjohy an'aliny.
Uyghur mpiaro zon'olombelona i Dilnur Reyhan, malahelo fa tsy misy firaisankina ny samy silamo
Nanakona ny mason'ireo olompirenena silamo tsotra ny fankahalàna ireo tandrefana eny anivon'ireo vahoaka silamo, ka tonga hatramin'izao fandàvana ny hino izay rehetra vaovao avy amin'ny media tandrefana izao, na ohatra aza ka ireo toby fanibohana miozolmàna no resahana
Resadresaka niarahana tamin'i Tumi Tanakyuwan, mpikatroka ny fiteny Thau
Fantaro ary i Tumi Tanakyuwan, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 20-26 May 2020. Hizara ny asany amin'ny fiteny Thau izy, fiteny ampiasaina any Taiwan.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpikatroka ho an'ny fiteny Santali
Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpampiantrano ny kaonty twitter @AsiaLangsOnline ny 13 - 19 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Santali, ifampiresahana ao India, Bangladesh ary Nepal.