Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Desambra, 2021
Fanavaozana ny Uyghur: Ny tanjaky ny fifampiresahana anaty tambajotra mba hitahirizana ny fiteny
Na olona 10 tapitrisa mahery aza no mampiasa azy ao Shina, mbola sahirana miditra amin'ny tontolo maoderina sy mandingana ireo sakana mavesatra ary ny fandevonana azy ny fiteny Uyghur.