Guaraní iray mpanao gazety manontany tena momba ny tsy fisian'ny fandrakofam-baovao manadihady ny fitrandrahana solitany ao Gran ChacoTsipihany fa tsy midika fandrosoana foana akory ny fitrandrahana solitanyMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika avylavitra30 Septambra 2022
Tanora guaraní manontany tena momba izay antony tsy ahitàna ny fitenindreniny eny anaty mediaTolokeviny ny mba handrakofana ny fombandrazany satria mihavery ny fitenyMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika avylavitra30 Septambra 2022
«Tsy asehon'ny haino aman-jery izay tena zava-misy marina any amin'ireo vondrom-piarahamonina indizeny»"Miantraika amintsika rehetra ny fiovàn'ny toetrandro"Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana30 Septambra 2022
«Izahay vahoaka indizeny no ampangain'ireo media ho niandohan'ny afo»Saino hoe tokony handray anjara amin'ny fisorohana afo ny mediaMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana27 Septambra 2022
«Lazain-dry zareo fotsiny fa hisy ny fandrosoana:» tovovavy guaraní iray mitaky vaovao momba ny fiantraikan'ny tetikasa goavana iray eo amin'ny fiarahamoninaTolokevitra hanadihady ny vokadratsin'ny ozinina mpanindry entona ao amin'ny faritra misy azyMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Candy16 Septambra 2022
Tovovavy iray mpanentana anaty onjampeo, mangataka amin'ireo media mba haneho ny tsy fahampian'ny tolotra ara-pahasalamana ao Gran ChacoTolokevitra hahitana misimisy kokoa any anatin'ny media bôliviàna ny soa entin'ny fitsaboana nentindrazana Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana16 Septambra 2022
Mpampianatra Guarani iray mamakafaka ny fomba ijerena ny vahoaka indizeny amin'ny fampitam-baovao BolivianaManolotra fijery hafa amin’ny fomba ijerena azy ireo amin'ny fampitam-baovao Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Salohy Randriafanomezantsoa14 Septambra 2022
Fantaro i Ganesh Birua, tompondaka mitondra ny fiteny indizeny “Ho” ho ety anaty tambajotraHo azy dia ady goavana ny nianatra tamina fiteny hafaMpanoratra Rezwan Nandika avylavitra07 Septambra 2022
Bangladesh, mandray latsaky ny 2 USD isanandro, velona amin'ny fomba ahoana ?Isan'ireo mpiasa mandray varimasaka ao Bangladesh ry zareoMpanoratra পান্থ রহমান রেজা (Pantha) Nandika (en) i Rezwan, Candy07 Septambra 2022