Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Oktobra, 2014
Tselatra Namono Wiwa 11 Tao Kolombia
Namely tanàna kely indizeny iray ny tselatra tamin'ity herinandro ity, ka nahafatesana olona 11 ary 18 hafa naratra tao Sierra Nevada an'i Santa Marta, Kolombia.
Voromby Baikoan-Davitra Ao Amazonia Manaramaso Ny Tontolo Iainana

Taorian'ny fiofanana notarihin'ny vondrona Tushevs Aerials tamin'ny volana Aogositra 2014, nahita ireo mpitarika ny vazimba teratany (indizeny) avy ao amin'ny faritra Loreto sy Madre de Dios ao Però fa manana anjara toerana lehibe amin'ny fanaharamaso ireo loza mety handrahona ny tontolon'ny ala ny fiaramanidina baikoan-davitra (drôna).
Vondrona Median'ny Fokonolona ao Guatemala Mandrakitra an-Tahirinkevitra ny Fanafihana Mahafaty Atao amin'ny Tanànakely
Misedra ny fanafihana maherisetra ataon'ny polisy, ho setrin'ny fihetsiketsehana hitakiana ny zo hihazona ny taniny, ireo fokonolon'ny vazimba teratany ao Guatemala.