Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Desambra, 2019
Tian'ny alika ny foromazy Nepaley iray mafy, be mpankafy indrindra ao an-toerana
Lasa sakafo malaza be ho an'ny alika any Etazonia sy Eoropa ny Chhurpi ankehitriny, ilay foromazy mafy vita avy amin'ny rononon'yak sy ombivavy any amin'ny faritra Himalaiana.
Miavo-tena mba hiangana ny gazety iray ao Myanmar amin'ny fiteny Mon rehefa nitolona 20 taona
Mitolona hatrany mba hanoka-baravarana ny gazety Guiding Star, loharanom-baovao iray lehibe ho an'ny vondrompoko Mon, rehefa lasa nirona any amin'ny nomerika ny vaovao ary mihena isa ny mpiteny Mon.
“Mahagaga ny tsy ahitàna teny mifandraika amin'ireo fangatahana ara-tsosialy sy ny fiarovana tany ataon'ireo vondrompiarahamonina”
Rehefa natao ny fikarohana ny teny hoe "mixtec*", niaraka tamin'ireo vokatra azo tamin'ny taon-dasa, lohahevitra roa no nibaribary: ny fiteny sy ny fanaovana sarimihetsika.