Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Mey, 2022
Fantaro i Bali Nangavulan, lehilahy indizeny an-tanandehibe mitady lalana hiverenana amin'ny Bunun niaviany
Tamin'ny antsafa nifanaovana tamin'i Rising Voices i Bali Nangavulan no niresaka ny fomba nananganany vondrom-piarahamonina anjotra amin'ny alalan'ny dialavitra manokana niverenana andoharano (niaviany).
‘Miaro ny fiainana:’ Fomba fiainan'ireo vazimba teratany, tena ilaina hamahàna ny olan'ny fiovaovàn'ny toetrandro
“Ny fiarovana ny fiainana dia midika fiarovana ireo fepetra isian'ny fifangaroam-piainana mba hanohizana ny fisiana" hoy i Miryam Vargas, ilay Nahuatl mpanao gazety.
Fantaro i El Hadji Ibrahima DIAGO, mpikatroka ho an'ny fiteny Wolof
Avy ao Senegal, El Hadji Ibrahima DIAGO dia namorona rakipeo iray (podcast) hitrandrahana ny fifandraisan'ny fiteny Wolof sy ny teknôlôjia.
Fantaro i Lucy Chinyeaka Iwuala, mpikatroka fiteny indizeny Igbo
Niasa hampiroborobo ny teny Igbo amin'ny alalan'ny fizarana fahalalana amin'ny sehatra nomerika toy ny Wikipedia i Lucy Chinyeaka Iwuala avy any Nizeria.
Fantaro i Siki Dlanga, mpikatroka ho an'ny fiteny Xhosa
Avy ao Afrika Atsimo, miasa miaraka amin'ny South African Indigenous Languages Action Forum i Siki Dlanga mba hampiroborobo ny hamaroam-piteny any anatin'ireo karazana habaka nomerika rehetra