Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Novambra, 2016
Belo Monte, Herintaona Aty Aoriana: Ny Fiantraikan'ny Tohodrano Amin'ireo Mponina manamorona Ny Renirano sy ireo Vazimba Teratany
Nakatona tamin'ny Novambra 2015 ny vavaranon'i Belo Monte, tohodrano fahefatra lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao, any Brezila, mba hamenoana ireo fitehirizan-drano.
Tanora Iray Hafa Mpiaro Tontolo iainana Nisy Namono Tao Goatemalà
Mametraka anarana iray hafa ao anaty lisitr'ireo olona mpiaro tontolo iainana nampanginina tany amin'ny faritra, no sady mampisodrotra ny ahiahy momba ny tsy fahavitàn'ny fanjakàna miaro ny olom-pireneny ny famonoana an'i Jeremy Barrios
Aiza Ary Ahoana Ny Fandriakan'ny Rà Indizeny ao Brezila?
Mamoaka ireo fandaozana sy herisetra mianjady amin'ny vazimba teratanin'i Brezila, indrindra fa ao Mato Grosso do Sul sy ao Maranhão ny tatitra iray vao nivoaka.
Mandrakitra Ny Tolon'ny Vahoaka Indizeny Lumad ao Filipina Ity Tranom-bakoka Ao amin'ny Tobim-pihetsiketsehana ity
"Tsy toy ny tranombakoka ankehitriny, na akademika izay mirona amin'ny fandraisana ny endrika sy ny zavatra indizeny ho toy ny zavatra tsara tarehy aranty fotsiny, sy tsy mifandray amin'ny fanamafisana ny hetsika ara-tsosialy ho an'ny zon'ny vahoaka indizeny ity tranom-bakoka ity."
Ekoatora: Atrikasa Mampifandray Ireo Mpikatroka Dizitaly Ho Soa Ho An'ny Teny Kichwa Ety Anaty Aterineto

Ao anatin'ny ezaka iray hitondrana miaraka ireo mpikatroka dizitaly tao Ekoatora, nisy atrikasa natao vao haingana tao Otavalo mba hanohizana ny hetsika fampiroboroboana ny fiteny Kichwa ety anaty aterineto.