· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Septambra, 2012

Shina: Simban'ny Fitrandrahana Arin-Tany Ny Sahan'i Hulunbuir

  22 Septambra 2012

Ny saha maitson'i Hulunbuir , iray amin'ireo saha kanto any amin'ny Mongolia afovoany, voakaoka noho ny fisian'ny fitrandrahana arin-tany manakaiky io faritra io. Mpiserasera aminà bilaogy Shinoa iray dia manamafy fa tsy fandravàna ny tontolon'ny zava-boahary fotsiny ihany ny asa fitrandrahana fa fandrobàna ny kolon-tsaina ihany koa.