Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Janoary, 2010
Avatar: Momba sa manohitra ny zon'ireo Indizena?
Miresaka momba ny lohahevitra ao anatin'ilay sarimihetsika Avatar niaka-daza maneran-tany, novokarin'i James Cameron ny mpitoraka blaogy maro. Manavakavaka ve izy ity amin'ny fomba famaritany ny foko indizena iray avy any ivelan'ny tany?