Bahamas: Eritreritra momba ny fifidianana

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny Aprily 2007)

Tamin'ny andro mialoha ny fifidianana Bahamiana, nizara ny eritreriny momba ny politika sy ny fitantanana i Nicolette Bethel: “Na iza na iza eritreretintsika hotohanana, na izay antoko hofidiantsika amin'ny 2 May, tokony ho menatra isika amin'ny famelana ireo lazaina fa mpitarika miditra amin'ny fanaratsiana miely patrana momba antsika… “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.