Blog for Human Rights!

IblogblkHuman Rights Watch dia mandrisika ireo bilaogera mba hampiasa ny RSS -dry zareo sy hanoratra bilaogy momba ny zon'olombelona.

Te-hanampy ireo bilaogera mba hahazo ireo torohay ilain-dry zareo momba ny fanoratana bilaogy am-pitoniana ny HRW mba hahafahan'izy ireny manoratra tsy tapaka momba ireo olona mahakasika ny zon'olombelona manerana izao tontolo izao. Asehoy fa liana ianao, asio fahana avy amin-dry zareo ao amin'ny fanangonanao ao, ary mandraisa anjara amin'ny hetsika!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.