Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Desambra, 2012
Vonoin'izy ireo Ny Hazo Any Ejipta
Misaona ny fandringanana ireo hazo sy ny fandrodanana ireo tranobe ntaolo any amin'ny zanavohitr'i Heliopolis any Caire i Michael Hanna, Ejiptiana mpitoraka bilaogy sady mpitana trano fivarotam-panafody. Jereo ny zavatra nanjo ilay hazo rofia izay mety ho ny ntaolo indrindra ao amin'ny faritra.
Aza Manasaritaka Ny Vehivavy Ejipsiana!
Maryanne Gabbani, Kanadiana nivoaka an-tanindrazana sady bilaogera, namoaka lahatsoratra bilaogy vaovao nitondra ny lohateny hoe “Aza Manasaritaka ny Vehivavy Ejipsiana” hanaovany fanamarihana tantara roa henony vao haingana, izay nitranga tao...
Global Voices: Misy Dikany Ny Feo Tsirairay

Ny hevitra hoe misy dikany ny feo tsirairay dia tena mifanakaiky amin'ny hevitry ny Global Voices amin'ny maha-vovonana sy vondrom-piarahamonina azy. Raha nivondrona ny mpiserasera amin'ny aterineto hanao izay handrenesana ny feony amin'ny fotoana izay iadian'ireo manam-pahefana eto amin'izao tontolo izao hevitra ny amin'izay hitantana ny aterineto, nanapa-kevitra izahay ny hangataka amin'iro vondrom-piarahamonina samihafa misy anay mba handray anjara sy hiteny ny olana mafonja amin-dry zareo sy hanao jery todika ireo olana notaterintsika nandritra ny taona amin'ny fiheverana fa misy dikany ny feo tsirairay.
Ejipta: Mitaky Rindrambaiko Tovozina Malalaka Sy Maimaim-Poana ny Vahoaka
Maro no efa niteny ny anjara asam-panafahana nataon'ny teknolojia nandritra ny fitroarana tany Afovoany Atsinanana, ary maro ny tokony holazaina amin'ny anjara asan'ny fitroarana tamin'ny fanafahana [fampiroboroboana ny teknolojia ao...
Any Ejipta, Mbola Mangina ny Maro An'isa Mangina
Nandeha namonjy biraom-pifidianana hifidy ny lalampanorenana vaovao ny Ejipsiana, lalampanorenana natolotra sy notohanan'ny filoha Mohamed Morsi sy ny Antokon'ny Firahalahiana [mpirahalahy] Miozolomana Fahalalahana sy Rariny. Nasehon'ny fihodinana voalohany fa manohana...
Ejipta: Graffiti Mameno ny Tambohon'ny Lapam-Panjakana iasan'ny Filoha
Tahaka ny tsara kosoka indray ny fisainana revolisionera ao Ejipta, noho ny fandrobaham-pahefana nataon'ny filoha Mohammed Morsy – ilay fanapaha-keviny vao haingana manitatra ny fahefany. Niteraka hetsi-panoherana nanerana ny firenena ny fanapaha-kevitra, ary...
Tsy Handray Anjara Amin'ny Fitsapa-kevi-bahoaka Ny Mpanohitra Ao Ejypta
Nilaza ny Firaisankinan'ny mpanohitra, Mandan'ny Famonjena ny firenena ao Ejypta tamin'ny alina (9 Desambra 2012) fa tsy handray anjara amin'ny fitsapa-kevi-bahoaka handaniana ny lalàmpanorenana vaovao, izay hotontosaina amin'ny Asabotsy (15...
Te Hanongana An'i Mursolini ny Ejipsiana
Niverina indray tao amin'ny foiben'ny revolisiona Ejipsiana, ao an-kianja Tahrir, ao afovoan-tanànan'i Kairo ny Ejipsiana, mba hanohitra ny fahefana mihoampampana nataon'ilay filoha vaovao voafidy Mohamed Mursi ho azy manokana. Anisan'izany...