· Avrily, 2014

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Avrily, 2014

Tsy Mandainga Ny Silamo.. Mandrakizay

  03 Avrily 2014

Na dia teo aza ny fampitandremana fa ny fiantsapazana amin'ny lamasinin'ny Andron'ny lainga dia mety mitondra any amin'ny helo mandrakizay, satria tsy mandainga ny Silamo, nanapa-kevitra ny hanao io andro io ho fitsikerana ny mpitondra azy ireo ny ankamaroan'ny mpiserasera amin'ny aterineto any amin'ny tany Arabo.