Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Novambra, 2007
Egypta : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem
Ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman, izay voaheloka hanefa efatra taona am-pigadrana, dia misedra fampijaliana any am-pigadrana araky ny fambaran'ny Tambanjotra Arabo ho fampahafantarana ireo raharaha mikasika ny zon'ny olombelona [The Arabic Network for Human Rights information | Réseau Arabe pour les Droits de l’Homme] sy ny Centre Hisham Mubarak, araka...
Afrika: Fanafotsiana ny tantaran'i Afrika
Indro asehon'i Sokari antsika manaraka etoana (sy ao amin'ny bolongany) ny ohatra iray amin'ny fanadisoana ny tantara Afrikana. Hoy izy manao hoe:” Efa bebe ihany izay fampidiram-bolongana amin'ny tantaran'i Afrika iniana ampanginina nataoko izay fa eto indray dia jereo ireto sary roa manaraka ireto. Tsy vitan'ny hoe tantara tsy nolazaina...
Ezypta : Hanatrika ny fihaonamben’ny tanora Arabo ny mpibilaogy.
Araka ny notaterin’ny mpampidi-bolongana Toniziana Amin dia ekena ho vondrona iray afaka manatrika ny Fihaonamben’ny Tanora Arabo Voalohany hotontosaina any Egypta ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao ny mpampidi-bolongana (mpibilaogy ho an’izay mety tsy mahazo). « Efa hikarakara ny kenokenona omanina (fanazavana, trakitra…) hampahalalana amin’ireo mpandray anjara, vahiny,...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...