· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Janoary, 2008

Ejipta : Menatra ny mahaejipsiana

  24 Janoary 2008

“Menatra amin’ny mahaejipsiana ahy aho amin’izao fotoana izao, menatra amin’ny firaisana tsikombakomba eo amin’ny Ejipta sy Isiraely, menatra satria heveriko fa isaky ny misy olona maty any Gaza, dia nandray...

Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita

  15 Janoary 2008

Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanànan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry The View from Fez.

Ejipta: Britney Spears sy ny finoana Islamo

  15 Janoary 2008

Hanaraka ny finoana Islamo hoe ilay mpihira fanta-daza (heverina ho misy olana momba ny tenany) Britney Spears? Ilay Ejipsiana Sandmonkey no manazava momba izany ato. Voasoratra ao moa fa misy...

Egypta : Boky avy amin'ny Blaogy

  14 Janoary 2008

Fantsona tsotra fampahalalam-baovao ny blaogy, ary izay atolony dia mety ho (zavatra samihafa toy ny) vaovao, tatitra, famoaboasana raharaha pôlitika, na sary. Misy koa ireo mpiblaogy izay mizara ny fandinihany,...

Ejipta: Entana Shinoa

  12 Janoary 2008

Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa...