Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Septambra, 2008
Ejipta: Jiolahin-tserasera manao Jihad (na sovoka anaovana jihad)
Mihanaka avy eny an-tokontany hiditra amin'ny tontolo viritoaly ve ny Jihad ? Soratan'ny mpamaham-bolongana Ejipsiana Marwa Rakha eto (sy eto) ny fahatongavan'ny adihevitra mandeha eo amin'ny vondrona lahika sy Isilamika...
Iran: Revolisionan'ny fahamahanam-bolongana
The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The...
Ezypta : Miarahaba tonga soa ny volana masin’ny Ramadany
Ny volana masin’ny Ramadany, nanomboka ny Alatsinainy teo, dia manana ny tsirony manokana any Azypta, ka noravàhana hifanaraka amin’izany ny lalàm-be rehetra.Mpitoraka blaogy iray no maneho ny lokony sy mitondra...