Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Febroary, 2016
Hita Namidy Tao amin'ny eBay Ny Filoha Ejipsiana Abdel Fattah El Sisi
Nisy tolobarotra iray mamoaka ny filoha ejipsiana Abdel Fattah El Sisi ho amidy ao amin'ny eBay minitra vitsy taoriany nilazany fa hivarotra hatramin'ny tenany izy hanavotana ny firenena.
Mpanoratra Ejipsiana, Ahmed Naji Voasazy Higadra Roa Taona Noho Ny Tantarany “Ara-nofo Mibaribary”

Nahazo sazy roa taona an-tranomaizina ilay Ejipsiana mpanoratra tantara, Ahmed Naji noho ny famoahana toko misy tantara "ahitana vetaveta mivandravandra" tao anaty gazetiboky.
Nanohitra Ny Fisamborana Ilay Ejipsiana Malaza Mpanao Sariitatra Islam Gawish Ireo Mpampihomehy Amin'ny Eso

Notanana nandritra ny fotoana fohy ilay Ejipsiana mpanao sariitatra Islam Gawish noho ny fitantanana tranonkala tsy misy fahazoan-dalana sy fanaovana sariitatra ara-politika." Navotsotra izy taorian'ny fanoherana goavana tao amin'ny media sosialy.