Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Febroary, 2018
Tatitry ny Mpisera: Rerakin'ny Fanafihana Informatika Ny Vaovao Tsy Miankina Ao Azerbaijan
Ny ambangovangony amin'ity laharana ity: Azerbaïdjan, Filipina, Koety, Papoazy (Indonezia), Ejipta, Honduras, Chie, YouTube, Facebook, Espana
Ejypta: “Fifaninanana Tsy Azo Ihodivirana Momba Ny Sary Amboarina (Photoshop) Misy An'i Mubarak
(2010) Satria nanomboka tamin'ny fiandohan'ny volana ny fifampidinihana Fandriampahalemana 2010 - eo amin'ireo mpitarika avy any Israely, Palestina, Jordania, Ejipta ary Etazonia - efa naneho fisalasalana sahady amin'ny vokatr'izany, sy ny fandraisana anjaran'ny filoha Mubarak (izay matetika kinendrin'ny fihetsiketsehana ao amin'ny firenena) ireo bilaogera Ejypsiana.
Ejipta: Fahatsapan'ny Firenena Iray
Manana tolona hafa amin'ny ambasadaoro Israeliana sy Amerikanina ao an-toerana ireo mpianatra Ejipsianina, miaraka amin'ny fijerin'izao tontolo izao mifantoka any Annapolis. Nandika avy amin'ny teny Arabo i Eman Abd Al Rahman.
Antsafa Niarahana Tamin'I Alaa Adb El Fateh Tao Kairo
Bilaogera Egyptiana , mpisolovavan'ny open source sady mpikatroka ho an'ny demaokrasia i Alaa Abd El Fateh. Mitantana ny "Manal and Alaa's Bit Bucket", tranonkala iray mampiantrano ny bilaoginy sy ny bilaogin'ireo fikambanana Egyptiana manohana ny fahalalaham-pitenenana sy ny demokrasia izy miaraka amin'ny vadiny, Manal. Mitantana ny bilaogy mpanangom-baovao Egyptiana ihany...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...