· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Marsa, 2010

Ejipta: Mafana fo nosamborina noho ny famoronana vondrona Facebook

GV Mpisolovava  29 Marsa 2010

Dr. Ashraf Wagdy, Ejiptiana iray mafana fo avy amin'ny elatra havia, dia nosamborina omaly tamin'ny  7 ora hariva ora iraisam-pirenena. Nanangana vondrona Facebook iray izy mba ho tosika ho an'i Mohamed ElBaradie amin'ny hazakazaka ho amin'ny Fitondrana (Prezidansa). Manao fitokonana tsy mihinan-kanina izy izao mba ho fanerena amin'ny hamotsorana azy, ...

Ejipta: Hosakanana ve ny Skype!?

  15 Marsa 2010

Mandeha ny resaka fa hoe hosakanan'ny governemanta Ejiptiana ny Skype. Maneho hevitra momba izay vaovao tsy voamarina izay ny mpitoraka blaogy maro ao anatin'ity lahatsoratra ity.

Egypta: mpitoraka blaogy iray nalefa hiatrika fitsarana miaramila noho ny lahatsoratra nataony efa ho herintaona lasa izay

GV Mpisolovava  01 Marsa 2010

Sambany teto  Egypta, nalefa hiatrika fitsara-miaramila noho ny zavatra nosoratany teto amin'ny aterineto ny mpitoraka blaogy iray. Ahmad Mostafa (mpianatra) dia nanoratra tao amin'ny blaoginy Maza Asabak ya Watan (Inona no maharary anao, Ô ry Fireneko?! “What Weent Wrong With You oh My country?!”) mikasika mpianatra iray avy tao amin'ny...