Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Novambra, 2021
Mety ho lakilen'ny fampitsimbadihana ny politika tratra aoriana ao Afovoany Atsinanana ve ny fikatrohana hiaro ny zon'ny LGBTQ+?
"Any Ejipta ka hatrany Torkia sy hatrany Iran, mihemotra ireo governemanta ao MENA amin'ny fampiatiana ny LGBTQ+, no sady mampiasa media sosialy sy finday hanaraha-maso sy hikendrena ny vondrom-piarahamonina."