Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Oktobra, 2016
Netizen Report: Mbola Eo Foana Ny Fanakatonana ny Aterineto Ao amin'ny Saikinosy Sinai ao Ejipta

Raha mitohy foana any Avaratr'i Sinai ny fahatapahan'ireo fifandraisana, mieritreritra Aterineto tsy misy vetaveta kosa ny Rosiana ary miatrika fanagadràna ny ao amin'ny fanjakàn'i Kaoety noho ny fanalàny baraka ny emir tao amin'ny Snapchat.