Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Avrily, 2012

Ejipta: Adihevitra Amin'ny Fahitalavitra Amin'izay?

Mihamanatona ny Fifidianana filoham-pirenena Ejipsiana, mihamaro ny antso hisian'ny adihevitra eo amin'ny samy hofidiana floham-pirenena tsy ao Ejipta ihany fa manerana ny tontolo arabo ihany koa.

Tontolo Arabo: Ireo Teknolojia Niasa Nandritra Ny Fotoanan'ny Revolisiona

Efa niteraka adihevitra ny  fanovana nentin'ny fifampitam-baovaon'olo-tsotra sy ny teknolojian'ny finday teo amin'ny fitroarana Arabo. Na inona na inona anefa ny fehin-kevitra avy aminao, azo heverina tokoa fa nampiasa ireo taranjan-teknolojia vaovao ireo ny mpikatroka ary hitarataratra ny sasantsasany amin'izy ireny isika amin'ity lahatsoratra ity. Mitatitra ny fisamborana anao Maro ny bilogera...

Ejypta: Lavo, Tafarina Ary Lavo Indray i Omar Suleiman

Ny 6 Avrily, nanambara ny firotsahany hofidiana ho filoha i Omar Suleiman, filoha lefitr'i Ejipta teo aloha sady lehiben'ny sampam-pitsikilovana. Nisy ny fihetsiketsehana nataon'olona an'aliny teo amin'ny kianja Tahrir tamin'ny 13 Avrily ho fanoherana ny fampielezankevitr'i Suleiman. Nisy fivadihan-draharaha tampoka taorian'izay, izany hoe ny 14 Avrily tamin'ny filazana fa anisan'ny...

Ejipta: Mifanandrina Ny Mpirahalahy Miozolomana Sy Ny Filankevitra Faratampon'ny Tafika – Miala Ve Ny Saro-tava?

“Lehilahy anapitrisany no nidina an-dàlambe hanao fitakiana ny hianjeran'ny cabinet Ganzouri" vakio ny gazety ofisialin'ny Freedom and Justice Party na ny Antokon'ny Fahafahana sy ny Fitsarana taorian'ny hetsika izay namela ny vahoaka Ejiptiana ho voarirarira. Fa nahoana ilay fifandraisana akaiky dia akaiky teo amin'ny Filan-kevitra Ambon'ny Tafika Ejiptiana sy ny...

Ejypta: Ny Karapanondronao, Ny Zonao Ry Vehivavy

Araka ny tarehimarika avy any amin'ny Ministeran'ny Atitany Ejypsianina, mahatratra 4 tapitrisa ireo vehivavy eto amin'ny firenena no tsy manana  kara-panondro. Ny vehivavy tsy manana kara-panondro dia tsy manan-jo hanan-tany, tsy afaka mividy na mivarotra tapakilan-drenivola ary tsy afaka mandova raha misy ny fahafatesana eo amin'ny fianakaviana. Mandrara ny vehivavy tsy hiditra amina karazana raharaham-panjakana ihany...