Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Desambra, 2008
Ejypsiana ampangain'i Arabia saodita ho mpitsikilo
Any am-ponjan'i Riyadh ampangaina ho mitsikilo eto amin'ny Fitondram-panjaka ankehitriny ny mpandamina fandaharana serasera (internet) sy haitao 27 taona Youssef Al Ashmawy. Manoratra i Zeinobia: Saudi Arabia is detaining Egyptian...
Ezypta: Moa ve Palestiniana i Obama?
Foko Arabo iray any Al Jaleel no milaza fa iray mpiray foko amin'izy ireo ny filoha Obama ary hoporofoiny izany. Sandmonkey no mandahateny fa: “Voamarina tokoa ny tahotry ny Zon'ny...
Arabia Saodita: M-Rock ny vehivavy Saodiana
Vondrona tovovavy saodiana izay no nanandratra ny feon'izy ireo mba ho re – tamin'ny fomba tsy mbola fahita firy tao Arabia Saodita mpandala ny fomban-drazana. Ao amin'ny Muslimah Media Watch,...
Ezypta: Antso ho fahatsiarovana an'i Saddam Hussein
Amin'izao tsingerintaona faharoa namonoana ny filoha Irakiana teo aloha Saddam Hussein izao, ary noho ny fiaraha-mientan'ny fiaraha-monina Irakiana any Kairo, dia niantso hanao hahatsiarovana ny Filoha irakiana teo aloha ny...
Ezypta: Famaritana ny fampihorohoroana
Mpamaham-bolongana Ezypsiana City Bird no nanao ity lahatsoratra manaraka ity: قالت مدرسة الرسم : ارسموا موضوعا عن الإرهاب رسم الطفل هذا الرسم قالت المدرسة : إيه الهباب اللي انت راسمه...
Ezypta: Alaivo sary an-tsaina ny mety ho vitan'ny Ezypsiana 20 000 000
Ny Mobinil an'i Naguib Sawiris no lohalaharana amin'ny orinasam-pinday any Ezypta. Naka hevitra avy amin'ny dokambarotry Mobinil hoe " alaivo sary an-tsaina ny mety ho vitan'ny Ezypsiana 20 000 000" i Scene & Heard.”
Ezypta: Nandà ny hihaona amin'ny filoha Bush i Wael Abbas
Mpamaham-bolongana Ezypsiana iray antsoina hoe Wael Abbas no nilaza tao amin'ny bolongany fa nolaviny ny fanasana hihaonana amin'ny (filoha Amerikana George Herbert Walker) Bush. Nandika ny lahatsorany avy amin'ny teny arabo i Marwa Rakha.
Ezypta: Sarobidy kokoa ny mahavirijiny noho ny famonoana olona
Voasariky ny tantaran'ny famonoana olona mampihoronkoditra iray indray i Ezypta, mpianatra any amin'ny anjerimanontolo roa ireto nisy namono teny an-tohatra tany amin'ny tanànan'ny 6 oktobra (mampahatsiahy an'i 67ha lahy izy...
Ezypta: Boky amerikana
Ny mamaham-bolongana Ezypsiana Asmaa Yasser - Maraina - eto no manoratra ny zavatra niainany tao amin'ny famakiam-bokin'i Mubarak ho an'ny daholobe. Mandika ny lahatsoratra avy amin'ny teny Arabo kosa i Tarek Amr.
Ezipta: Very Bolongana Ry Ezipsiana mpamahana azy
Maro amin'ny mpamaham-bolongana Ezipsiana no very bolongana... Moa ve niniana naaton'ny mpampiatrano vohikala ireny bolongana ireny sa misy tanana tsy hita maso milalao any ambadiky ny sehatra? Vakio eto ary ny tenenin’ny mamaham-bolongana amin’ity fivoarana vaovao ity.