· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Novambra, 2017

Ejiptiana Blaogera Manohitra Ny Fampihorohoroana

  30 Novambra 2017

Tsy raharahaiko intsony ny hoe iza no nanomboka inona. Ny mibahana an-tsaiko izao dia ny hoe ahoana no hamaranana an'io... Raha afaka mivondrona ny vitsivitsy amintsika ireo, miala amin'ireo fahasamihafantsika ary mitambatra... azontsika atao ny manova zavatra.

Egypta : 89 Isanjaton'ny Tanora No Manohana ny Sivana an'Aterineto

  25 Novambra 2017

Sivy amby valopolo isanjaton'ny tanora Egyptiana, ankizivavy na ankizilahy no milaza fa manohana ny sivana amin'ny aterineto, araka ny fanadihadiana vao haingana. Mizara ireo tarehimarika ireo ny Bloggers Times izay nalaina  tao amin'ny Vavahadin-tseraseran'ny Ivontoerana Egyptiana momba ny Fampahalalam-baovao sy ny Fanampiana amin'ny Fanapahan-kevitry ny Governemanta, sampan-draharaha ofisialin'ny Fanjakana Egyptiana

Ny Hopitalin'i Bagram Ao Egypta

  20 Novambra 2017

Nanamarika ity lahatsoratra manaraka ity ho toy ny  "resaka momba ny fitaomam-panahy" i Jessyz ao amin'ny bilaoginy Chocolate Mints in a Jar ("Boati-tsôkôla misy solila") , bilaogy iray amin'ny teny Anglisy:

Ejypta: Fahombiazana

  19 Novambra 2017

Tsy teny siantifika fotsiny ampiasain'ny Injeniera Mekanika ny teny hoe fahombiazana . Nanapa-kevitra hampihatra izany eo anivon'ny fiarahamonina ihany koa ilay Ejiptiana bilaogera Ahmed Tharwat (Ya Marakby).

Egypta: Mpizahatany Nalaina An-keriny

  10 Novambra 2017

Vondrona mpizahatany vahiny miisa 15, anisan'izany ny Italiana miisa dimy, no nalaina an-keriny ny alatsinainy tany atsimon'i Egypta. Maneho hevitra ireo bilaogera Egyptiana.