· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Novambra, 2010

Ejipta: Afaka i Kareem Amer!

Taorian'ny 1470 andro nolaniany tany am-ponja, afaka ihany nony farany ilay Ejiptiana mpitoraka bilaogy Kareem Amer. Nihoatra 10 andro amin'ilay efatra taona voatondro hohefainy noho ny faniratsirana ny Silamo sy ny Filohan'i Ejipta Mohammed Hosni Mubarak tao amin'ny bilaoginy (Ar) izany

19 Novambra 2010