· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Avrily, 2008

SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo

  20 Avrily 2008

Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana,...

Egypta:Mpitoraka blaogy miatrika vava-ady

  10 Avrily 2008

Nihazakazaka niaraka tamin’ny famantaranora (famantaranandro) ny mpitoraka blaogy Egyptiana nampita ho an’izao tontolo izao ny fitroatr’ireo mpiasa izay niantraika tamin’ny firenena manontolo, toy ireo an’arivony nitangorona nanoloana ny Al Mahalla...

Jordania: Misy tontolom-bolongana Arabo hafa koa ka!

  02 Avrily 2008

“Nahita lahatsoratra miresaka momba ny famahanam-bolongana aty amin’ny tontolo Arabo tsy nahy aho. Mitondra ny lohateny voalanjalanja hoe ‘ny famahanam-bolongana any amin’ny tontolo Arabo’ izy ity nefa miresakamomba ny tontolom-bolongana...