Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Aogositra, 2014
Mangataka An'i Etazonia “Hifehy Tena Any Ferguson” ny Governemanta Ejiptiana Ary Mamaly Izany Ireo Mpampiasa Twitter Miaraka Amin'ity Tenifototra Malaza Ity
Manolo-kevitra ireo mpitandro filaminana any Etazonia mikasika ny fomba hamaliana ireo mpanohitra any Ferguson, Missouri, ireo mpampiasa Twitter amin'ny alàlan'ny tenifototra maneso #EgyPoliceTipsToUS.