Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Mey, 2008
Egypta : Fampijaliana azo ekena ihany
Zendana ny mpiblaogy Egyptiana Mostafa raha nahatsikaritra taorian'ny fanadihadiana notanterahiny anivon'ny mpiray dia ao amin'ny vohikala Facebook, fa misy ireo namany izay mihevitra fa azo ekena ihany ny fampijaliana atao ny olona iray, mba hanongotana an-tery izay...
Egypta : Ady amin'ny Facebook
Zenobia no mitatitra ao amin'ny blaoginy Egyptian Chronicles mikasika ny ady amin'ny Facebook any Egypta : The Facebook now is the official enemy of state.The blogs are no longer the...
Egypta:rehefa mifangaro ny Finoana sy ny Pôlitika
Ao anatin’ity hafany eto ity i Zeinobia, Egyptiana mpitoraka blaogy, dia mamely ny Papa Shenouda III momba ny kabariny tamin’ny Paka tamin’ity taona ity, izay nilazany fa ho "mendy any amin’ny helo" ireo olona mampiasa ny Facebook, hoy ny tatitr’i Gr33nData avy any Le Caire.