· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Febroary, 2019

Mbola notanana ilay mpanoratra an-tserasera Ejiptiana sady bilaogera ary nahazo fandrahonana ho faty ny fianakaviany

GV Mpisolovava

Nahazo fandrahonana ho faty ny renin'ilay bilaogera Ejiptiana sady mpanoratra an-tserasera Reda Abdul Rahman sy ireo anabaviny roa raha nikasa hanontany ireo mpitandro ny filaminana momba ny toerana misy an'i Abdul Rahman izay nalain'ny Fiarovam-pirenena misahana ny Fanadihadiana an-keriny ny volana Janoary 2008 izy ireo.

19 Febroary 2019

Ejipta: Fihaonambe ho an'ny famoahana ilay bilaogera; Notanana tany amin'ny toby miaramila ny iray hafa 

GV Mpisolovava

Nivory Kairo tamin'ny 4 desambra 2008 ireo mpikatroka an-tserasera Ejiptiana mba hanaovana antso ho famotsorana ilay bilaogera Ejiptiana Mohamed Adel .  Nokarakarain'ny Komitin'ny Fahalalahana ao amin'ny sendikà ity hetsika natao tao amin'ny Press Syndicate ity ary nantenaina hahasarika bilaogera maromaro, mpikatroka politika sy olo-malaza.

17 Febroary 2019