Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Oktobra, 2012
Ejipta: Soso-kevitra ho An'ny Mpanao Fihetsiketsehana ao Koety
Satria efa miditra amin'ny hetsi-panoherana goavana indrindra ny Koesiana hanamelohana ny fanovana lalàmpifidianana, nataon'ny mpandovan'ny fanjakana rehefa noravana ny Antenimiera, nisahirana tao amin'ny Twitter ny Ejipsiana mba hanome soso-kevitra ireo Koesiana amin'izay...
Tontolo Arabo: Fotoana Mahasosotra Ny Salafista
Salafista, fantatra amin'ny volombavany lavabe, sy ny akanjony (thobe), ary manaraka fitsipika sarotiny amin'ny fomba Islamo, no kendren'ny vazivazy tao amin'ny Twitter tamin'ny alalan'ny tenifototra hoe #SalafiAwkwardMoments. Taorian'ny fionganan'i Zine El Abidine...
Ejipta: Ireo Olona Tsy Manana ny Zom-pirenena ao Ejipta
Ireo olona tsy mizaka ny zom-pirenena Ejypta dia ireo olona tsy manana firenena niavina (tanindrazana). Araka ny filazan'ny Sampan-draharahan'ny Firenena Mikambana misahana ny mpitsoa-ponenana (UNHCR), 12 tapitrisa mahery ireo olona tsy...
Ejipta: Mahatsiaro An'i Maspero; Miandry Fampiharana Ny Lalàna
Nahatsiaro ny tranga namonoana olona nahatsiravina tao Maspero ny Ejiptiana androany, nianiana ny hamaly faty ny ràn'ireo maritiora sy hanao izay hitohizan'ny revolisiona (fiovàna). Ny 9 Oktobra tamin'ny taona lasa, Kristiana Copts 28 no maty ary 200 hafa naratra tamin'ny fanafihan'ny tafika ireo mpanao hetsi-panoherana teo ivelan'ny foiben-toeran'ny fampahalalam-baovaom-panjakana tao Maspero.
Ejypta: Ankizy Roa Notànana Ho Nanao Faniratsirana
Ankizy roa, sivy sy 10 taona, no notànana tao Ejypta, satria nolazaina fa nandrovitra avy amin'ny Kor'any ka nipisy tamin'izany. Tao an-tanàna ao Beni Souef, ao antampokavoana ao Ejypta, no niseho ny...
Ejipta: Masiaka Ve Ny Fango Vaovaon'ny Mpirahalahy Miozolomana?
Nahazo fango vaovao ny Mpirahalahy Miozolomana any Ejipta. Mizara ny heviny - sy ny esoeso - amin'ireo antoko taloha nisy ny filoha Mohammed Morsi ity ny mpiserasera.