Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Mey, 2019
Afovoany – Atsinanana : Isiraely sy ny Fampiasana Fôsfôra Fotsy ao Gaza
Nihorohoro ireo mpijery fahitalavitra manerantany nahta ireo sary mampihoronkoditry ny niharan-doza tao Gaza - ny sasantsasany tamin'izy ireo dia nanjary ratsy endrika efa mila tsy ho fantatra intsony. Miantso an'i Isiraely ny ONG iraisam-pirenena mpiaro zon'olombelona Human Rights Watch, mba hamarana ny fampiasana tsy ara-dalàna fôsfôra fotsyamin'ny adiny amin'i Gazà.
Ejipte-Gaza : Rafah, lafy ejiptiàna
Mijere ao ivelany. MITSIKY AMINAO ny F-16. Mandihy ho anao ireo BALAFOMANGA. Mihira ho anao ZANNANA, satria samy nasaiko DAHOLO ry zareo mba hirary * TAONA VAOVAO IRAY SAMBATRA ho anao
Ejipta: Navotsotra ilay bilaogera Kareem El Beheiry
(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Navoaka tao am-ponja ny 2 Jona 2008 ilay bilaogera Ejiptiana Kareem El Beheiry . Nosamborin'ny polisy Ejiptiana i Kareem noho ny fifandraisany tamin'ny fitokonana ny 6 Aprily ho fanohanana ireo mpiasan'ny orinasan'ny lamba ao an-tanàndehiben'i Mahalla.
AB14: “Tsy tokony hieritreritra isika fa hamaha izay olantsika rehetra ny teknolojia”
Nifantoka tamin'ny paikadin'ny fikarohana ny fiarovana amin'ny sivana sy ny fanaraha-maso ny fivoriana sy amin'ny fiarovana ny fifamatorana iombonana eo amin'ny toerana ahatsapana toa voasaratsaraka bebe kokoa hatrany isan'andro.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...