Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Novambra, 2018
Syria: Tsy afaka miaraka ireo mpitarika Arabo, na dia ao anaty efitra aza
Raha niditra tamin'ny herinandro fahatelo ny herisetra tao Gaza; dia tsy nahavita niombon-kevitra tamin'ny filàna hanaovana fihaonambe maika ho an'ireo firenena mpikambana ao amin'ny Ligy Arabo izay nangatahan'i Qatar sy Syria ireo mpitondra rabo. T
Ejipta: Literatiora “Kleenex” ao amin'ny foaran'ny boky iraisampirenena ao Kairo
Nataon'ny bilaogera ejipsiana nihotakotaka ny Foaran'ny boky iraisampirenena 2009 tao Kairo tamin'ny famoahan-dry zareo lohatenim-boky vaovao miisa 15. Ny dinan'ny mpanoratra no mametraka ny literatioran'ny bilaogera ho literatiora "Kleenex".
Foaram-bokin'ny bilaogera Ejipsiana
Nataon'ny bilaogera ejipsiana nitafiotra ny foaran'ny boky iraisampirenena ao Kairo taona 2009 tamin'ny famoahana lohateny vaovao miisa 15. Taterin'i Marwa Rakha ihany koa ny fanomanan'ny bilaogera fitsidihana iraisana amin'ilay lanonana mpitranga isa-taona.
Britney Spears Miozolomana?
Satria tsy ampy ny tabataban'ny media manodidina azy, ny vaovao farany dia hoe mihevitra hivadika ho Silamo i Britney Spears mba hanambady ilay sakaizany paparazzo teratany Pakistana, Adnan Ghalib. Niresaka momba izany ireo bialogera Afovoany Atsinanana sy Afrikana Avaratra.
Masoarabo: Fihaonana mangina sy fiarahabana Eid
Eid ny ao amin'ny tontolo Arabo ary mankalaza ny faran'ny Volana Masina Ramadany miaraka amin'ny tabataban'ny hetsiky ny bilaogin'izy ireo ny bilaogera Arabo.
Masoarabo: Taombaovao miavaka!
Ny Taombaovao no fotoana handinihana ny lasa sy hamolavolana drafitra vaovao ho an'ny ho avy. Inona no lazain'ireo bialogera avy amin'ny tontolo Arabo satria manao veloma farany ny taona 2007 izao tontolo izao ary handray ny taona 2008?
Avy amin'ny blaogy Ejiptiana
Tezitra amin'ireo vaovao mikasika ilay zazalahy 14 taona izay miatrika fanamelohana ho faty ao Arabia Saodita ny blaogera sasany. Manasongadina i Freedom for Egyptians sy i Ritzy fa nanamafy ny Fifanarahana momba ny Zon'ny Zaza io fanjakàna io, sy ny hoe tsy mametraka ny fanamelohana ho faty ho an'ny ankizy tsy ampy taona ny lalàna Sharia.
Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”
Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.
Tontolon'ny bilaogy Alarobia ao Azia
Ny bilaogy amin'ny teny Farsi Shared Pains (nahazo ny Loka RSF Freedom Blog 2005) manana lahatsoratra amin'ny teny Anglisy momba ny fahalalaham-pitenenana ao Afghanistan (poa-tsatroka ho an'ny Afghan Lord).
Fifidianana Parlemantera Ejipsiana
Vitsy no faly tamin'ny voka-pifidianana omaly, ankoatra ireo efa faly tamin'ny toedraharaha Ejipsiana na ny Firahalahian'ny Silamo. Mieritreritra ny hifindra monina i Big Pharaoh, fihetsehampo izay taterin'i Sandmonkey fa manako ao amin'ny firenena (afa-tsy ny iray amin'ireo namany izay nanao tsoakevitra fa ny "Islam no vahaolana”.)