Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Desambra, 2007

27 Desambra 2007

Ezypta: Rama Yade

  Tsy amin'ny maha Rama Yade – sekreteram-panjakana frantsay misahana ny raharaham-bahiny sy ny zon'olombelona – azy ka amin'ny fijery politika no itondran'ny mpamaham-bolongana Ezyptiana Eastern Bird ity lahatsoratra manaraka ity (Ar). Raha ny marina dia lohahevitra hafa mihitsy no nanaitra ny aingam-panahiny ka nahatonga azy hanoratra io lahatsoratra eo ambany io. Toy...

13 Desambra 2007

Egypta : Tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana

Ny mpiblaogy Sandmonkey dia mizara tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana : « Women of the world, stop your Keegel exercises. There is apparently a sudanese sauna-like tradition that tightens things up down there and drives sudanese men wild . » « Ry vehivavy maneran-tany, ajanony ireo fanazarantena “Keegel” fanaonareo. Toa misy...

08 Desambra 2007

Egypta : Fanolànana nodidian'ny Pôlisy

Ny blaogy The Arabist avy any Egypta dia mitatitra ny fitarainan'ireto zatovo roa izay mandrohirohy Pôlisy roa izay nandidy ny mpiara-migadra tamin'izy ireo mba hanolana ireto zatovo : « Does it ever stop? The number of cases of torture and worse in Egyptian police stations that have come to light in recent...

06 Desambra 2007

[GV Show Special] Tafatafa miaraka amin'i Wahda Masrya – Tovovavy Egyptiana

Nandritra ny fotoam-pamaranana ireo andiam-pivoriana niompana tamin'ireo sehatra vaovao hoan'ny seraseram-pifandraisana izay notarihiko tany Aleksandria, tany Egypta, saika izay rehetra nandray fitenenana dia nidera an-dRamatoa Shahinaz Abdelsalam, izay maro mpahalala anivon'ny Blaogôsfera amin'ny anaram-bosotra hoe Wahda Masrya – tovovavy Egyptiana. Izy irery no mba hany tera-tany avy ao Aleksandria sady...

Egypta : Momban'ny tantaran'ilay totozy manidina

Fony isika mbola zaza dia samy nijery ireny sarimihetsika an-tsariitatra natao hoan'ny ankizy na “dessins animés” ireny. Raha ny tena marina dia maro amintsika no mbola tia mijery ireny na dia efa izao lehibe izao aza. Ary tsindraindray ny sasany amin'izy ireny dia mifahatra ao an-tsaintsika ao ary manana fiantraikany amin'ny fiainantsika aza. Ny mpiblaogy Captain...

05 Desambra 2007

Egypta : Maharay 100$ isam-bolana ny mpiblaogy Kareem

Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan'i Kareem [freekareem.org] dia mamatsy an'i Kareem Sulaiman (migadra) 100$ isam-bolana avy amin'ny ireo vola voangona avy amin'ireo mpanohana sesehena eran-tany. Tsahivina fa ny fahadisoana nanamelohana ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman higadra higadra efatra taona dia ny « fanalam-baraka » ny fivavahana Mozolmanà sy ny...