Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Febroary, 2014
Bilaogera Namoaka Ny Tranonkalan'ny Kolikoly Momba an'i Sochi

Niditra tamin'ny fanentanana iadiana amin'ny kolikoly ny Rosiana mpitarika ny fanoherana sy mpikatroka miady amin'ny kolikoly sady bilaogera Alexei Navalny, tamin'ny famoahana tranonkala ahafahan'ny olona sy ny milina mifampitafa ka navoitrany tao ny nantsoiny ho ny "fandaniana marina" tamin'ny fikarakarana ny olaimpikan'i Sochi.
Hanao Fampisehoana Ao Sochi Ve Ny Trozo-Mainty?
Ahoana ny fomba hanafenanao zavatra milanja hatramin'ny enina taonina, manana halavana hatramin'ny enina metatra ary mila sakafo an-jatony kilao isan'andro?
Meme (Mihomehy) Olaimpika 13 Amin'ny Fanakaikezan'ny Lalaon'ny Sochi

Manao tamberina amin'ny zava-mampihomehy nataon'ny Rosiana an-tserasera sasantsasany momba ny lalao Olaimpikan'i Sochi nandritra ireo taonan'ny fikarakarana ny Akon'ny RuNet