Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Desambra, 2007

03 Desambra 2007

Kyrgyzstana : Hetsika tselatra kasain'ireo mpiblaogy ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono

Ny mpiblaogy Tolkun Umaraliev dia mampahatsiahy fa ho feno 40 andro amin'ny Talata 4 Desambra 2007 ho avy izao ny nahafatesan'i Alisher Saipov, sangany amin'ny mpanao gazety, izay nisy nitifitra nahafaty tamin'ny 24 Oktobra 2007, tany amin'ny tanàna any amin'ny faritra Atsimon'ny Kyrgyzstana, nohon'ny fanaovany ny asa maha-mpanao gazety azy...