Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Avrily, 2018
‘Mampalahelo Ny Mahita fa Polisy no Toriana, ny Niharam-pahavoazana Indray no Tsaraina’
"Tsy manokana ny tranga momba azy. Mamono tovolahy mainty hoditra isan'andro ao amin'ny faritra an-kavoana (iva raha aty amintsika) sy ny faritra hafa atao an-jorombala ny polisy."
Nahavita Dingana Amin'ny Ady Amin'ny Fanavakavaham-Bolonkoditra i Costa Rica Raha Nifidy Vehivavy Mainty Hoditra Ho Filoha Lefitry ny Firenena
“Io no fomba iray hamerenan-kasina ny vondrom-piarahamonina mainty tsy ao Costa Rica ihany fa manerana an'i Amerika Latina mihitsy."
Libanona: Ny Fanjakazakan'ny Dinozaoro
Fotoana fohy taorian'ny tranga fanorisorenana nitranga vao haingana tany Libanona, nanomboka nampiasa ny teny hoe" Fanjakazakan'ny Dinozaoro" ireo mpikatroka an'aterineto tamin'ny fanentanan'izy ireo anoherana ity fanafihana ny sehatry ny aterineton'izy ireo ity.
Japana: Mandona Be Ilay Amerikana Iray Mpihira Enka
Jero, Amerikana voalohany indrindra mpihira enka, no lasa fotodresaka ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney tamin'ny herinandro lasa teo.
Qatar: Nanova Ny Pasipaorony Ho Qatari Ilay Mpanakanto Indiana MF Husain
Nahitana fahatafintohinana, fahatairana ary hafaliana ny fanehoan-kevitra tao amin'ny aterineto, satria notolorana ny zom-pirenena Qatari ary nanaiky izany i MF Husain, iray amin'ireo mpanakanto sady ankafizina indrindra no ankahalaina indrindra ao India.