Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Jona, 2020
Fanongotana sarivongana (tsangambato) : Frantsa miatrika ny lasany momba ny fanjanahana sy ny fanandevozany
Tena ao anatin'ny fanetsehana erantany manohitra ny fanavakavahana, mizarazara ny hevitra ao Frantsa momba izay hiafaran'ireo sarivongana mampiseho endrika mifandray ara-tantara amin'ny fanandevozana sy ny fanjanahantany.
Tsangambato tranainy, sarintany vaovao

"Tsy izany mihitsy no heverin'ny mpankasitraka ao an-toerana an'i Columbus atsangana: ho azy ireo, tsy hoe manapaka ihany ny sarintany taloha, fa tokony mbola hanapaka, na inona na ahoana ny habetsahan'ny ra latsaka tamin'izany."