Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Marsa, 2014
Endrika 10 Hanehoan'ny Rosiana Sy Ny Okrainiana Ny Heviny Tamin'ny Kabary Fanjanahana an'i Krimea
Raha tsy jerena ny fahatsapana momba ny resaka Krimea, dia niavaka iny kabary iny, ary araka ny mahazatra dia ato amin'ny Internet no hanehoan'ny blaogera ny fihetseham-pony. Amin'ny alalan'ny meme.
Memes 15 Manampy Trotraka ny Krizy Krimeana
Memes and image macros lend themselves to polarizing rhetoric, not nuanced argument. But, hey, some of them are pretty funny!
Manameloka Ny “Xinjiang Mpampihorohoro” Noho Ny Fanafihana Nahafatesana Olona Tao Kunming i Shina
Niampanga ireo miaramila avy ao amin'ny faritra tandrefana ao Xinjiang ny manampahefana tao Kunming tamin'ny vono-olona tao amin'ny tobim-piaran-dalamby tao an-tanànan'i Kunming, atsimo-andrefan'i Shina.
Nosamborin'ny Fanjakana Shinoa i Ilham Tohti, Mpisolovava Am-Pilaminana ireo Uyghur Vitsy An'isa
Nolazain'ny Globa Times mpitondra tenin'ny antoko Kaominista Shinoa (CCP) ho mpampisara-bazana i Ilham Tohti, mpampianatry ny Oniversite. Mbola manohy milaza anefa ireo mpanohana azy fa manohitra ny fahaleovan-tenan'ireo mponina ao Uyghur izy.
TSY Nankany Okraina Ny Mpanao Didijadona Tsetsenina Sy Ilay Nasionalista Rosiana
Mihamiakatra ny fifandirana ao amin'ny faritanin'i Okraina ao Krimea, Mandoto rano ny vaovao fitaka amin'ny aterineto.