Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Novambra, 2007
Malezia: mitaky fitovian-jo ny Maleziana karana
Nisedra fitohanan’ny fiarakodia, fanapahan-dalana ary fikatonan’ny gara ny Mpitolon’ny karana Maleziana raha hamonjy ny alahadin’ny fitovian-jo tany Kuala Lumpur any Malaysia. Nakaton’ny polisy ny lalana sy ny garan-dalamby roa manakaiky...
Cap-Vert : Afrikana isika
Tsy faly mihitsy ny blaogy Obikuelu Pedra monina any Cap-Vert raha nandre tamin'ny radio fanambarana fa tsy isan'i Afrika i Cap-Vert [Cape Verde] : « Que ideia maluca é essa...
Isiraely: manohitra ny fanompoam-pirenena ny olom-pirenena Arabon’Isiraely
Alohan'ny zava-drehetra dia misaotra an'i Tomavana niasa irery teto andro maromaro ary tsy dia kivy loatra. Manaraka izany dia mamporisika antsika izay mba manana fahalalana kely ny teny anglisy sy...
Rosia: Revolisiona sy Firaisampirenena
Ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-90 taonan’ny Revolisiona 7 novambra 1917 tanyRosia. Sean's Russia Blog [bolongan’i Rosian’i Sean] no nanoratra ireo zavanitranga nahatonga nyBoltshevika hiroborobo sady nofarifaritany ihany koa fa...
Bolgarìa : Ireo Moske hazo adinodino
Ny mpiblaogy Stephen Lewis dia manoratra ao amin'ny Bubkes momba « ireo Moske hazo adinodino » any amin'ny faritra Atsinanan'i Bolgarìa : « The mosque — according to legend built...