Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Jona, 2018
Kintan'ny football iray vao misandratra anisan'ny Uyghurs iray tapitrisa mahery alefa any amin'ny toby fanarenan-tsaina shinoa
Tombanana ho mihoatra ny iray tapitrisa ny Uyghurs any Xinjiang nalefa tany amin'ny toby fanarenan-tsaina mba ho esorina izay nianarany ary hanitsiana ny fijeriny ara-pivavahana sy ara-politika.
Shujaat Bukhari, mpanao gazety Kashmirita maty voatifitra
"Tsy azo fantarina mihitsy ara-virtoaly izay fahavalontsika sy izay namantsika"
ETAZONIA: Fizaràna Lahatsary Manasongadina Ny Mpitandro Ny Filaminana ao Los Angeles
Manentana ny rehetra izahay mba hanana fakantsary iray eny aminy amin'ny fotoana rehetra ka rehefa misy zavatra mitranga dia mba afaka tehirizina izany...Heverinao ve fa mety ho endrika iray mahomby io hanaovana andrimaso ny mpitandro filaminana?
Tonizia: Fahatezerana manoloana ny didim-pitsarana italiana ho an'ireo Toniziana mpanamory fiaramanidina
Nosazian'ny fitsarana Italiana 10 taona an-tranomaizina ireo Toniziana roa mpanamory ny fiaramanidina Tuninter Flight 1153, izay nianjera tany an-dranomasin'i Sisily tamin'ny taona 2005 ary namoizana ain'olona 16.
Miraondraona ny bilaogy any Azia Atsimo
Mitaky ny lalàna tamin'ny taona 1979 fa rehefa manao fiampanga fanolanana ny vehivavy dia tsy maintsy manolotra vavolombelona efatra lahy izy. Raha tsy mahita ireo vavolombelona ireo izy dia ny tenany ihany no tompon'andraikitra tamin'ny fanitsakitsaham-bady....
Fifidianana Filohampirenena ao Etazonia: Mbola Hery Mavesatra Ao Amerika Ve Ny Fankahalana Sy Ny Fampitahorana?
.Mainty, Silamo ary Tsy tia Amerikana. Ireo, raha tena izy, no niantsoana an'i Barack Obama, ilay Demokraty mpifaninana ho filoha, tamin'ny andro faramparany teo. Misy loza mandondona an'i Obama ve ary mbola hery mavesatra ao Amerika ve ny fankahalana sy ny tahotra?
Bolgaria: Hetsi-panoherana manohitra ny herisetra nataon'ny Neo-Nazi
Ny 6 Jona 2010, nisy hetsi-panoherana natao tany Sofia ho fanohanana ny zon'ireo mpitsoa-ponenana sy ny mpifindramonina tany Bolgaria. Nisy andian'olona nanasola loha nanafika olona maro tao anatin'ny tramway iray ho any amin'ny hetsika taloha kelin'ny nanombohan'ny hetsi-panoherana. Ny 10 jona 2010, nisy ny fivoriana hanoherana ny fanafihana teo aloha.