Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Avrily, 2016
Tsy Mbola Vitan'ireo Afrikàna Shiliana Ny Tolony Hanana Solontena Amin'ny Fanisam-bahoaka Nasionaly Manaraka
Miaraka amin'ny tsy fanekena vaovao ataon'ny Ivontoerana Nasionaly amin'ny Antontanisa, manokatra andalany vaovao amin'ny tolona ataony ireo taranaka avy any Afrika any Shily mba hampidirana ny vondrom-piarahamoniny ho ao anatin'ny fanisambahoaka ny taona 2017.
Japàna : Hazo Ao Amin'ny Nosy Hokkaido, Niharan'ny Vokadratsin'ny Làzany
Ho an'ireo mpitety an-tongotra mikatsaka ny hànana sary kanto, tato anatin'ny taona maromaro, lasa zavatra iray manintona amin'ny resaka fizahantany ilay hazo.
Ecos Indígenas: Tambajotranà Radio Mitondra Ny Feon'ny Fahasamihafàna Ao Meksika
Avy amin'ny hetsika meksikàna iray, efa mandeha amin'ny aterineto ary ren'izao tontolo izao ny fampielezampeo indizena iray.
Nanampy Handrenesana Ny Feoko Ny Espaniola, Fiteny Izay Nanindriana Ireo Razako Fahiny
Anatin'ny ampahany faharoa amin'ny lahatsorany, adihadian'i Shirley Campbell ny fomba mahatonga ny Espaniola ho fiteny manavakavaka sy manafaka.
Fikaroham-bola Ho An'ny Horonantsary Fanadihadiana Mikasika Ilay Vehivavy Mainty Voalohany Solombavambahoaka Tao Brezila
Ireo mpamokatra sarimihetsika no nandefa fanentanana ho famoriambola eny ifotony, hitadiavana 6.000 Dolara mba hamatsiana ny famokarana kapila mangirana DVDs miisa 1.000, izay ho zaraina maimaimpoana amin'ireo sekoly, ireo anjerimanontolo, ireo tranomboky, ary ireo ivon-toerana ara-kolontsaina.
Resadresaka Tamin'i Hugues Lawson-Body, Mpakasarin'ireo Olo-malaza, Ireo Tanora “franciliens” Ary Mpamokatra Ny Andian-tantara Barbershop
Resaka nifanaovana tamin'ny mpanakanto maoderna iray sady miaina kolontsaina marolafy