Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Oktobra, 2017
Fantaro Ny Fehizoron'ny Vaovao Miaraka Amin'i Emily May-n'ny Hollaback!
Niangavianay i Emily May, mpiara-mamorona ny Hollaback! mba hilazalaza aminay ny momba ny firafitry ny vaovao manodidina ny fanararaotana.
Nepal: Samy Manana Ny Androny, Antsoina Hoe “Kukur Tihar”, Ny Alika Tsirairay Avy
"Ny fanajana ny zavaboary tsirairay no fenitra fototra amin'ny angano Hindoa. Androany no andron'ny Alika ao Nepal. Mirary 'KukurTihar' sambatra (fanompoam-pivavahana amin'ny alika)"
Tenirohy Maneso Ireo Fisehosehoana Eo Amin'ny Samy Bangladeshita
"Azonao atao ny mamindra elephanta/lalomena/tokatandroka amin'ny anjomaran'ny fiaranao, fa tsy izaho izany. #BangladeshitaAho"
Egypta : Lalao Video Manavakava-bolonkoditra
Lalao video antserasera izay navoaka vao haingana ny Muslim Massacre (Fandripahana Miozolomana) ary ahitana ny mpilalao mampiasa ireo karazana fitaovam-piadiana mba hamonoana Miozolomana maro sy olo-malaza Miozolomana araka izay azo atao, anisan'izany i Allah ilay mahery indrindra. Naneho hevitra momba izany ireo bilaogera Egyptiana.
Bangladesh : Fampandrosoana Amin'ny Fomba Rehetra
Raha ny marina, maneso momba ny laharampahamen'ireo Fikambanana Tsy Miankina maro i Khokon. ''Tena aleoko tanteraka miantso ity ho NPO'' (Non-For-Profit organization na Fikambanana Tsy Mitady Tombony Ara-bola).
Mamoha Ilay Fifandonana Zeorziana-Armeniana Taloha Ilay Fifandirana Momba Ny Fiangonana Iray
"Azo antoka fa olana tokony ho vahan'ny fiangonana sy ny mpitondra fiangonana izany, nefa misy olona sasantsasany te-hamadika izany ho resaka politika."
Bitsik'ireo Afgàna: Adin'akoholahy, Ririnina, ary Sisintany Tsy Milamina
Sarotra ny fepetran'ny Morgh Janngi, mahery setra ny habibiany ary mety ho lafo ho an'ireo mpiloka mandray anjara[...] indraindray manao antoka 100.000 ka hatramin'ny 200.000 Afghanis (Ar 5.900.000 - Ar 11.800.000)