Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Jolay, 2018
Serbia: “Tononkalo alahelo ho an'ny kisoa iray”
Marobe ireo Serba zatra mankalaza ny Krismasy Ortodoksa amin'ny alalan'ny fanapoahana basy sy basy poleta, ary misotro rano voajanahary miloko sy mihinana kisoa.
Hanery amin'ny hanaovan'i Frantsa ny resaka ilaina momba an'i Afrika ve ny hanihanin'ny Mondialy?
"Amin'ny fiantsona azy ireny ho Afrikana dia tahaka ny mitsipaka ny maha-Frantsay azy ianao."
Azerbaijan: Tontolon'ny blaogy mavitrika
''Tao anatin'ny sahotaka tamin'ilay famonoana mpianatra maro ny 20 Aprily 2009 tao amin'ny Akademian'ny Solitany tao Azerbaijan, sy ny fisamborana ireo tanora mpikatroka sy blaogera amam-polony sasany, mampahafantatra ireo mpamakiny ny tohin'ity loza mahatsiravina ity ny Flying Carpets and Broken Pipelines («Karipetra manidina sy fantsombe tapaka»).''
Rosia: Olona Tompotany any Avaratra
Fomba iray hanombohana hianarana ny fiainana ao amin'ny firenena lehibe indrindra manerantany ny fijerena ny ambin'ireo sary famantaran' i ugraland avy ao Khanty-Mansi Autonomus Okrug (aka Yugra, na Ugra).
Ny toetry ny fikatrohana Kiorda
Sarotra hazavaina ny fihemoran'ny feo Kiorda, saingy mety noho ny tranonkala Kiorda eo ambany fanafihan'ireo mpijirika isan-karazany no antony ampahany lehibe amin'ny fihenan'ny fibilaogina.
Vehivavy Afrikanina mibilaogy amin'ity herinandro ity
Tahaka ny mahazatra, nibilaogy momba ireo lohahevitra isan-karazana ny vehivavy Afrikanina tamin'ny herinandro lasa.
Shily: Nifarana ny fitokonanana tsy hihinan-kanina nataon'ireo gadra Mapuche rehetra
Tonga tamin'ny fiafarany androany ny fitokonanana faobe tsy hihinan-kanina nataon'ireo Mapuche gadra voaheloka tamnin'ny lalàna iadiana amin'ny fampihorohoroana.
Ny mahazavadehibe ny fananana mpikatroka Afro-feminista ao amin'ny governemantan'i Costa Rica
"Raha novonoina amin'ny maha mainty, feminista ary amin'ny maha feo mpanivaka azy eo amin'ny politika i Marielle Franco tao Brezila, dia mpitarika nankatoavina avy ao amin'ny hetsika Amerika Latina Mainty hoditra i Epsy Campbell, izay lany ho filoha lefitr'iCosta Rica...."
Martinika: Ny Mafaitra Taorian'ny Nandefasana ilay Fanadihadiana Mikasika An”Ireo Andriana Farany”
Hatramin'ny nandefasana tamin'ny 6 Febroary, ny fanadihadiana farany mikasika an'ireo Békés, Ireo andriana farany tao Martinika, dia sahala amin'ny toa notetezin'onja sosiolojika ireo Antilles frantsay.
Voces de Mujeres [Feon'ireo vehivavy]: “Fihetsika Revolisionera Ny Fandraisam-pitenenana”
"Adihadianay ny fiantraikan'ny miralenta eo amin'ny fomba fitantaranay [...] amin'ny fakàna teknolojia mba hampisongadinana ny andraikitra maha-mpanova izay iantsorohanay"