Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2021

Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Novambra, 2021

Tohin

Ny fahaiza-manenona Dhimal

  10 Novambra 2021

Chandra Kala Dhimal, enimpolo dimy amby taona, sisa no vitsy mamelona ny fomba fanenomana nentim-paharazana ao amin'ny vondrom-piarahamonina vazimba Dhimal mbola velona.