· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Jona, 2012

Myanmar: Voatafika Ny Tanàna Rakhine

  28 Jona 2012

Tena avo dia avo ny fifanoherana any amin'ny faritra Rakhine any Myanmar taorian'ireo andiana loza mahery setra. Nokianin'ny mponin'ny aterineto ny vaovao Tandrefana 'tsy mitombina' izay nanazava ny fitohizan'ny fifanoherana eo amin'ireo vondrom-poko eo amin'ny firenena.