Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Avrily, 2021
Fantaro i Beatriz Gomes Dias, mpampianatra izay mety ho vehivavy mainty hoditra voalohany hitondra an'i Lisboa
Voafidy hitarika ny lisitry ny Tambatra Havia amin'ny fifidianana ao an-toerana any Lisbonne, kasaina hatao amin'ny faran'ny taona ity i Beatriz Gomes Dias, mpikambana ao amin'ny parlemanta amin'izao fotoana izao.
Angletera: Famongorana ny fomba fijery manavakava-bolonkoditra ataon'ny fampitam-baovao amin'ireo vahoaka indizeny
(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2009) Rehefa nahasarika ny sain'izao tontolo izao bebe kokoa ny olan'ny vahoaka indizeny dia namoaka karazana boky vaovao mandrara ny fampiasana ny fomba fiteny roa izay nolazain'ny mpikatroka fa manilika ary manaratsy ireo vahoaka indizeny ny gazety mpivoaka isan'andro Britanika The Guardian sy ny isa-kerinandro The Observer. Fanentanana Survival...
Ho an'ilay mpikatroka Latina, “mahery” no voambolana ilaintsika fa tsy hoe “miangana”
Te hahita ny hoavy izay ifantohan'ny fahaiza-mitariky ny vehivavy aho, ka ny hevitra mitarika "miaraka" fa tsy "avy eo ambony" no ho lasa fenitra fa tsy fanavahana.
Tokony hisy ve ny endrika amin'ny fiteny Shona amin'ny Google sy tranonkala media sosialy? Eny hoy ity Zimbaboeana mpahay teknolojia ity
"Tokony ho lohalaharana amin'ny fikarohana sy famokarana ireo fitaovana ireo ireo mpiteny teratany satria mahatakatra tsara kokoa ny fiteny manokan'izy ireo."
Nivoaka ny lisitr'ireo voafantina amin'ny fetibe literera ao Karaiba andiany taona 2021; betsaka ny mpanoratr'i Trinidad & Tobago voatsonga
“Inona ny boky hafa hiresaka ao anaty boky iray ny “street food” trinidadiana, ny poezian'i Thom Gunn, sy an'i Dylan Thomas miezaka miresaka ny karazan-kira soca?”