Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Jolay, 2023
Stan Grant abôrizena Aostraliàna niala tamin'ny toerany rehefa niharan'ny antsojay ara-poko
"Te-hahita toeram-panavotana lavitry ny fofona maimbon'ny haino aman-jery aho. Te-ho any amin'ny toerana tsy hahatsiarovako ny tatatr'ireo haino aman-jery aho."
Keti Koti , fialantsasatra manandanja ao Suriname, nahazo lanja ao Hôlandy ihany nony farany
Ankalazaina isantaona ny Keti Koti ao Suriname ho fanamarihana ny nanafoanana ny fanandevozana. Hafa kely anefa ny nankalazàna ny 1 Jolay satria nanamarika ny fiandohan'ny Taom-Pahatsiarovana ny Fanandevozan'ny Hôlandey