Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Jona, 2008
Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra...
Palestina : Maka bahana … mitifitra [sary] … dia nahamarika
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa. Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa...
Trinite sy Tobago: Onjam-piovana?
Inoan'ilay mpamaham-bolongana Trinitita Attillah Springer fa hampivoatra zavatra maro ny onjam-piovana entin'i Barack Obama: “Onjam-piovana iray tiako handom-baravarana aty amintsika izy ity ka hanaisotra amintsika ny fiesonana sy ny fahabangan'ny...
Puerto Rico, U.S.A.: Mainty & Fotsy
Gil the Jenius dia mihevitra fa tokony haka lesona iray na roa amin’ny zava-bitan’i Barack Obama i Puerto Rico : “Ekena fa misy fanavaham-bolon-koditra ao Puerto Rico. Ekena fa misy...
Afrika Atsimo : Mirongatra avy any amin'ny toeran'ny fahadisoana
Alex B. Hill mpiblaogy Amerikana ao amin'ny When not in Africa [rehefa tsy any Afrika] no mijoro vavolombelona amin'izay herisetra natao ireo vahiny mpiavy mpilaravinahitra natrehiny maso tany Afrika Atsimo,...
Mikasika ny fodian'ireo tra-boin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny taniny
Agry ao amin'ny navegador solidário [mpiantsambo miray hina] no mizara vaovao mikasika ny fodian'ireo tra-boina izay nisedra herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny tany nihaviany, dia i Mozambika...