Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Desambra, 2014
Lazain'ireo Rosiana Mpampanoa Lalàna Ho Kabarim-Pankahalàna Ny Fihetsik'Ilay Lehilahy Nanohitra Ny Mpandrava Korontana Ara-Poko

Mijoro ho voampanga noho ny "fiantsoana hetsika feno fankahalàna atao aminà vondrona iray i Sankov, voafaritra ao amin'ny teny famaritana manokana ny firenena, ny fiteny, ny fiaviana, na ny faritany". Raha voaheloka izy dia mety hifonja hatramin'ny dimy taona.